Code de travail Malagasy

Document demandé il y a 15 ans Actif il y a 13 ans Un document Envoyer un document

Code de travail Malagasy

Document demandé le 24 mars '09 à 14:08
Moa ve azo tapahina fotsiny @izao tsy misy préavis na koa sanction écrite , na décision ministèreielle ny karaman'ny miaramila (manamboninahitra ambony) malagasy izay manao manohy fianarana? Inona no tokony hataon'ireo olona ireo miohatra @izany zava-miseho izany. Noho ny fanajana ny lalàna dia tsy tena sahy miseho ampahibemaso na manao déclaration ry zareo fa mbola manaja ny lalàna misy eo anivon'ny Tafika Malagasy. Izahay fianakaviana no misolo tena azy ireo mametraka izao fanontaniana izao. NB: Karama volana août 2010 io. Misaotra tompoko. – Anonyme 29 août '10 à 9:32
Misy mpiasa voatery afindra ami'ny orinasa hafa. Ambara fa hanaovana transfert de contrat fotsiny ireo mpiasa ireo. Iza no miandrikitra ny dossier de transfert. Ny mpiasa ve no mitondra ny contrat-ny any amin'ny orinasa hifindrany sa ilay orinasa niasany teo aloha no mandefa ny dossier any aminy amin'io farany io. Marihina fa tsy nisafidy ny hifindra ireo mpiasa fa nanaiky kosa ny hamindrana azy. Misaotra mialoha. – Anonyme 30 avr. '19 à 13:21

1 Document

Le tableau suivant recense les documents juridiques correspondant à cette recherche.
Suivez cette recherche, ou aidez la communauté et envoyez un document à votre tour !

Aidez la communauté !
Connectez-vous ou inscrivez vous en 30 secondes pour envoyer un document.
Connexionaccount_circle
Répondre à une demandeclose

Pour répondre à une recherche, cliquez d'abord sur 'Fichiers' pour sélectionner votre fichier, ou placez le fichier dans la zone en pointillés.

Un petit formulaire va s'ouvrir où vous pourrez donner un titre à votre document, et des indications aux Lexinautes.

Une fois votre document envoyé, vous recevrez tout de suite 10 crédits.

Par la suite, vous recevrez des points de réputation en fonction de la pertinence de votre réponse.

Merci de contribuer au partage de l'information juridique !

expand_less